Tongasoa eto amin'ny pejy ilazalazana ny momba ny fiaraha-mivavaka
iarahan'ny malagasy monina eto New York sy ny manodidina Tompoko.
Tsindriho amin'ny takila etsy ankavia ahazoanao mitsidika ireo hafatra atolotra ho anao
ato amin'ity tranokala ity.
Fiaraha-mivavaka iombonan'ny kristianina hitaomana ny malagasy tsy ankanavaka izy ity. Tsy izay anaram-piangonana misy anao no zava-dehibe fa ny fanirinao hanatona sy hitady an' Andriamanitra amin'ny alalan' i Jesoa Kristy Zanany, maty ho avotra ho antsika rehetra.
Misaotra tompoko!
Loha Pejy | Malagasy | English | Vaovao Farany | Contact